Teny iditra | amparimbona (farimbona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiarahan' olona maro manao asa na raharaha iray: Nanao amparimbona izahay rehetra tao antrano vao vita ilay asa [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | (am-parimbona) see rimbona. Used only in phrases such as manao am-parimbona. To make an opposition of two or more against one. See ady am-parimbona. [1.2] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny amparimbona io | |
Fivaditsoratra | amparimbona, mampañoriba |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |