|
|
|
|

Teny iditra 1  ampaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Loka kanety ataon' ny ankizy: izay mahafaty dia maka ny kanetin' ny resy: ampaka roa, ampaka telo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [maka, to fetch.] Used in the following forms in speaking of certain games: ampaka roa, ampaka telo [1.2]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how ampaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04