Teny iditra amitana (vita)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Apetraho ny basin' ialahy, fa ity elo mena ity no entiko hamitana ny fanjakan' ialahy. [2.508]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : amitana, amitako, amitanao, amitany, amitantsika, amitanay, amitanareo, amitan', amitan-, amitam-, amita-
Ny lasa : namitana, namitako, namitanao, namitany, namitantsika, namitanay, namitanareo, namitan', namitan-, namitam-, namita-
Ny hoavy : hamitana, hamitako, hamitanao, hamitany, hamitantsika, hamitanay, hamitanareo, hamitan', hamitan-, hamitam-, hamita-
Filaza mandidy : amitao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20