Entrée amiba
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana mikraoby bibikely, mivelona ao anaty rano maloto, ka miteraka ny aretina atao hoe fivalanandra amibianina raha tafiditra any anatin' ny tena [Rajemisa 1985]
 kazaram-biby tokan-tsela miaina ao anaty rano [SLP 1986]
Explications en français amibe [SLP 1986]
Vocabulaire 
Origine Français: amibe.

Mis à jour le 2020/07/31