Teny iditra amerana (fetra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra Ary raha ny ety an-tanety no mahatampina azy, Ranavalo-manjaka no manonitra ny volana tsy anondranany, nefa ny andro andraisana ny basy no amerana ny volana anondranana. [2.366]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : amerana, amerako, ameranao, amerany, amerantsika, ameranay, ameranareo, ameran', ameran-, ameram-, amera-
Ny lasa : namerana, namerako, nameranao, namerany, namerantsika, nameranay, nameranareo, nameran', nameran-, nameram-, namera-
Ny hoavy : hamerana, hamerako, hameranao, hamerany, hamerantsika, hameranay, hameranareo, hameran', hameran-, hameram-, hamera-
Filaza mandidy : amero

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20