Teny iditra | ambozizy | ||
Sokajin-teny | tambinteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana ankeriny, an-ditra, izany hoe tsy am-piheverana fa manao izay hahavitan' ilay zavatra fotsiny [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | By force, brutally [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Par la force, avec insistance [1.8] | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |