Teny iditra Ambohimanoa (any, vohitra, toa)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Amin' ny tantara malagasy dia telo ny tendrombohitra malaza eto Imerina sy ny manodidina, dia Andringitra, Ambohimanoa, ary Ankaratra. ... [1.10]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31