Teny iditra |
amboamboa
(amboa)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fitomboan' ny vatana izay mihadongadonga na botrabotra, indrindra fa eo amin' ny zazakely Enti-milaza ankizy kely dongadonga, botrabotra, ka tsy mahalala izany hoe tsy mitafy akory
[1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [duplicatif fréquentatif] Petits enfants dodus, ou qui ignorent la modestie [1.3]
|
Ohatra | Tsy azo dokafana ho mahafinaritra koa ny zazakely, sahala amin'ny fanaon'ny Malagasy maro ihany, fa haratsiana hoe "amboamboa kely" mba hirariana azy ho velona soa aman-tsara ary tsy halain' ny fanahy ratsy.
[2.606]
|
Kamban-teny |
|
|