Teny iditra | ambika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Karazam-pandrika ka raha vao miditra eo amin' ny vohan-tady ny biby na vorona dia misavoana any ambony any [1.78] | |
Fivaditsoratra | ambaky, ambika, mibaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |