Teny iditra ambia
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy Fanononana diso ny hoe: Avia [1.1]

Teny iditra ambia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro, Taisaka] hondry [1.78]
  [Taisaka, Tambahoaka] totohondry [1.78]
  [Taimoro] Totohondry (voavonkina) [1.78]
Ohatra Ambiam-boka ka avy dia ijy [1.78]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra ambia
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] kapoka [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (de via, mis pour viha, cette orthographe étant plus correcte). Typhonodorum lindleyanum Schott (Araceae) : fruit consommé en temps de disette après avoir subi plusieurs ébullitions successives pour en éliminer les principes toxiques. Plante très commune surtout sur le versant oriental et dans la zone des lagunes de la côte Est. [1.196]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/25