Teny iditra amberivatrindolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo madinika, izay noheverin' ny Ntaolo ho maharo ny ankizy tsy ho voan' ny tehadolo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina, Sakalava] .(Comme ambarivatrindolo). Crotalaria fulva Roxb. et Crotalaria retusa L. (Fabaceae). [1.196]
Anarana siantifika Crotalaria fulva, Crotalaria retusa
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31