Teny iditra ambaraka ny (ambaraka, ny)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Efa..., kanefa mbola. Teny enti-manamafy fotsiny ny hevitry ny teny hoe efa izay matetika ampiarahina aminy avy eo aoriana: Ambaraka ny efa mifona izy, mbola kapohinao ihany. (Efa mifona izy kanefa mbola kapohinao ihany) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31