Teny iditra Ambaniala (ambany, ala)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra 
1N° 593 Tonga teto aminay ny fiangonana eny Ambaniala nitondra taratasy vita mpirinty homena anay mivady. [2.59]
2Nametrahan'Andrianampoinimerina olona daholo teny an-keniheny eny avaratr'Anosizato sy teny Ambaniala, teny amin'ny Tsimilefa rehetra teny. [2.508]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31