Teny iditra | ambakaina (ambàka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitahina amin' ny varotra, na eo amin' ny lanjany, na eo amin' ny fatrany, sns: Nambakain' ny mpivarotra ianao, anaka, raha io no henana dimampolo Fitahina noho ny fahatsorana be loatra na ny tsy fahalalana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be deceived, to be defrauded, to be deluded, to be cheated. [1.2] | ||||||||
To be cheated, to be deluded [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on trompe, qu'on dupe [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ambakaina io | ||||||||
Fivaditsoratra | ambakaina, iambakana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |