Teny iditra | alobe | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ireo vary masaka alohan' ny namany raha bebe izy ireo; raha vitsy kosa, atao hoe alokely [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Un assez grand nombre d'épis mûrs avant les autres dans un champ de riz de mauvaise venue [1.3] | ||
(de aloha = avant, en avant) Nom donné à une rizière devenue irrégulière, lorsqu'un grand nombre de panicules de riz mûrissent avant les autres. [1.196] | |||
Voambolana | Toe-karena: fambolena | ||
Kamban-teny |
| ||
Mpanahaka | alokely | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny alobe io | ||
Fivaditsoratra | alobe, olabe |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |