Teny iditra alkaola
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ranon-javatra mahery azo avy amin' ny fanasitiliana amin' ny lalambika ranon-javatra hafa (zavapisotro, hazo notenehina, faikan-kodi-boaloboka, beteravy, lasantsim-boninkazo...). Ny ilana ny alkaola dia hanaovan' ny olona zavapisotro mahamamo na karazan-javatra mahasoa: vinaingitra, ranomanitra, fanafody, varinesy [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: alcool.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31