Teny iditra | alinalina (alina) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Be dia be tsy tambo isaina, zavontany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Innumerable [1.2, 1.7] | |
Thousands upon thousands [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Innombrable [1.3, 1.8] | |
Tovy hevitra | alin-kisa | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny alinalina io | |
Teny iditra | alinalina (alina) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny anglisy | Rather dark, dusky, obscure, murky. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Un peu nuit, obscur [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/12 |