Teny iditra ala vintana
Singan-teny ala ; vintana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fombafomba entimanala ny loza mety hateraky ny vintan-dratsy na ny vintana mahery [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21