Teny iditra ala sasatra
Singan-teny ala ; sasatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fijanonana eo ampovoan' ny raharaha mba hahafahana maka aina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Rest from fatigue. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26