Teny iditra | ala safay | ||||
Singan-teny | ala ; safay | ||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovan-javatra tsizarizary mba hisehoana ho nanao fotsiny ka hahafa-tsiny eo imason' ny olona [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Used in the following: miala safay [1.2] | ||||
Ohatra |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/10 |