Teny iditra | ala loza | |
Singan-teny | ala ; loza | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fombafomba atao amin' ireo mivady mpihavana mba hisorohana ny loza mety hahazo azy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The name of certain ceremonies performed after expurgation by the tangena ordeal; the beef or money first received by a person after such expurgation; first communication with the other sex after the decease of husband or wife. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/10 |