Teny iditra alalotra (lalotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Used of that employed as polish, varnish, plaster, or with which it is done [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Avec quoi on polit, on crépit, qui sert de crépissage [1.3]
Ohatra Nefa raha tsy amin' ny fotoana mety ho fanaovana azy io no nalalotra ny trano, dia indraindray mitriatra, ka tanteraky ny orana; [1.38]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : alalotra, alalotro, alalotrao, alalony, alalotsika, alalotray, alalotrareo, alalotr', alalo-, alalotry
Ny lasa : nalalotra, nalalotro, nalalotrao, nalalony, nalalotsika, nalalotray, nalalotrareo, nalalotr', nalalo-, nalalotry
Ny hoavy : halalotra, halalotro, halalotrao, halalony, halalotsika, halalotray, halalotrareo, halalotr', halalo-, halalotry
Filaza mandidy : alalory

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19