Teny iditra | alafatra (lafatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asaina mifanohitra, ampifanoherina: Nalafatry ny mpampianatra ny mpianany roa voalohany mba hitsapany izay mahay kokoa [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à mettre en opposition [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
![]() |