Teny iditra | ala andro | |
Singan-teny | ala ; andro | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra atao mba tsy hahatsiarovana ny fahelan' ny andro [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Used in man- and its dependent forms to express play, or waste of time. [1.2] | |
Fivaditsoratra | ala andro, andalaro |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |