Teny iditra akorisa (korisa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asosa, akisaka midina, akororosy: Mamizana ny mitaona ireo biriky ireo fa akorisao fotsiny amin' itỳ hazo fisaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be pushed along, to be made to slide [1.7]
Fanazavàna teny frantsay A faire glisser, à faire rouler sur [1.3]
 Qu'on fait glisser ou rouler [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akorisa, akorisako, akorisanao, akorisany, akorisantsika, akorisanay, akorisanareo, akorisan', akorisan-, akorisam-
Ny lasa : nakorisa, nakorisako, nakorisanao, nakorisany, nakorisantsika, nakorisanay, nakorisanareo, nakorisan', nakorisan-, nakorisam-
Ny hoavy : hakorisa, hakorisako, hakorisanao, hakorisany, hakorisantsika, hakorisanay, hakorisanareo, hakorisan', hakorisan-, hakorisam-
Filaza mandidy : akorisao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28