Teny iditra akoraina (akora)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Esoina amin' ny akora: Tandremo fa izay latsa-bato an-tanana akoraina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be shouted at, hooted at, as when a criminal is caught, or any one gets into trouble over which others may rejoice. [1.2]
 To be shouted at, to be jeered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on hue, qu'on décrie [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akoraina, akoraiko, akorainao, akorainy, akoraintsika, akorainay, akorainareo, akorain', akorain-, akoraim-, akorai-
Ny lasa : nakoraina, nakoraiko, nakorainao, nakorainy, nakoraintsika, nakorainay, nakorainareo, nakorain', nakorain-, nakoraim-, nakorai-
Ny hoavy : hakoraina, hakoraiko, hakorainao, hakorainy, hakoraintsika, hakorainay, hakorainareo, hakorain', hakorain-, hakoraim-, hakorai-
Filaza mandidy : akoray
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19