Teny iditra | akopoka (kopoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ahetsiketsika, korofohina: Aza akopoka ny afo sao maty Hofokofohina: Nakopok' ilay kary ny akohonay dia maty [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |