Teny iditra akodingy (kodingy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Azera, adaboka dia avela hikodiadia: Nakodinginy tany an-tevana ilay vato nanakan-dalana anay
Aongana: Nakodingin' ny Filoha ireo minisitra faly nameno paosy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akodingy, akodingiko, akodinginao, akodinginy, akodingintsika, akodinginay, akodinginareo, akodingin', akodingin-, akodingim-
Ny lasa : nakodingy, nakodingiko, nakodinginao, nakodinginy, nakodingintsika, nakodinginay, nakodinginareo, nakodingin', nakodingin-, nakodingim-
Ny hoavy : hakodingy, hakodingiko, hakodinginao, hakodinginy, hakodingintsika, hakodinginay, hakodinginareo, hakodingin', hakodingin-, hakodingim-
Filaza mandidy : akodingio

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05