Teny iditra | akiky (kiky) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mikiky, mikaoka, manala sombiny tsikelikely amin'ny zavatra iray: Intỳ ny sotrobe akikinao ny vilany [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | akiky, Ikaky, kaiky, kiaky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |