Teny iditra | akasy (kasy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza izay ampiasaina hijejojejoana [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | akasy | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Hafetsena [1.78] | ||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
![]() |