Teny iditra | akareny | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka, Tanala] Renikely [1.78] | |
Ohatra | Aja manao fitiavan-akareny : ao ny varinao anaka f'aza vohana ny trañoko
[1.78] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Tsipelina hafa | ankareny | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |