Teny iditra akaona (kaona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mifanatona, miady tsara: Akaona amin' ny lohany ny basy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akaona, akaoko, akaonao, akaony, akaontsika, akaonay, akaonareo, akaon', akaon-, akaom-, akao-
Ny lasa : nakaona, nakaoko, nakaonao, nakaony, nakaontsika, nakaonay, nakaonareo, nakaon', nakaon-, nakaom-, nakao-
Ny hoavy : hakaona, hakaoko, hakaonao, hakaony, hakaontsika, hakaonay, hakaonareo, hakaon', hakaon-, hakaom-, hakao-
Filaza mandidy : akaony

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05