Entrée aiza ho aiza
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] enti-manontany izay tokotokony ho toerana misy zavatra iray raha avy eo amin' ny toerana iray efa fantatra: Aiza ho aizan' ny Lapan' ny tanàna no misy anareo
Explications en anglais  [Richardson 1885] whereabouts (is it)?
  [Hallanger 1973] ¶ aiza ho aiza kokoa? : which is nearest? how does this compare?
Explications en français  [Hallanger 1974] ¶ aiza ho aiza kokoa? : lequel est plus proche? comment voyez-vous cela?

Mis à jour le 2020/07/31