Teny iditra aisina (isina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Esorina, alana (lelo): Aisino ny lelon' Ikoto fa aza mifodelo lava izao
Tapahina ny lohan' ny lahinjiro efa manjary lavenona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aisina, aisiko, aisinao, aisiny, aisintsika, aisinay, aisinareo, aisin', aisin-, aisim-, aisi-
Ny lasa : naisina, naisiko, naisinao, naisiny, naisintsika, naisinay, naisinareo, naisin', naisin-, naisim-, naisi-
Ny hoavy : haisina, haisiko, haisinao, haisiny, haisintsika, haisinay, haisinareo, haisin', haisin-, haisim-, haisi-
Filaza mandidy : aisino
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19