Teny iditra | aia | |||
Sokajin-teny | tambinteny | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Betsileo, Betsimisaraka, Taifasy, Taisaka] Aiza? [1.78] | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] Where? Same as aiza [1.2] | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava-Mayotte] Où? [1.405] | |||
Ohatra | Aia lohan'olo zao hivola eo?
[2.606] | |||
Tovy hevitra | ay | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2022/11/06 |
![]() |