Teny iditra | ahodivitra (hodivitra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asaina na atao mihodivitra, mivily: Ahodiviro ny masonao raha mijery zavatra mety hahatafintohina anao [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à détourner, qu'on détourne [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |