Teny iditra | ahina (ahy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atahorana: ahiko ho nangalatra iny zazalahy iny fa kaodikaody Karakaraina, raharahaina: tsy ahiny akory ny asany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be cared for, to be concerned about, to be feared , to be suspicious about. [1.2] | ||||||||
To be cared for; to be cause for worry [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Dont on a soin; dont on s'inquiète; dont on se soucie [1.8] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ahina io | ||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
![]() |