Teny iditra (1/2) | 1 ahimoka |
Singan-teny | 2 ahitra, moka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Haizavamaniry: ahitra |
Fanazavàna teny malagasy |
5 ahitra maniry eny anaty rano, fanaon' ny olona kofehy na tady [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 A species of grass frequented by mosquitoes [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 plante aquatique dont on fait des liens [1.3] 8 (de moka = moustique ; les eaux au bord desquels pousse cette herbe sont censées être particulièrement favorables à la pullulation des moustiques). Eragrostis poaeoides P. Beauv. Homonyme tardif = Eragrostis minor Host (Poaceae). [Merina] [1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (2/2) | 10 ahimoka (himoka) |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 akombona (enti-milaza ny vava izay akombona, hidiana tsy hamoaka feo) [1.1] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 17 ahimoka, mihaoka, mihoaka, mikaoha, miohaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |