Teny iditra ahilana (hilana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mirona amin' ny ilany iray, atongilana: Ahilano kely mianatsimo ny lohanao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahilana, ahilako, ahilanao, ahilany, ahilantsika, ahilanay, ahilanareo, ahilan', ahilan-, ahilam-, ahila-
Ny lasa : nahilana, nahilako, nahilanao, nahilany, nahilantsika, nahilanay, nahilanareo, nahilan', nahilan-, nahilam-, nahila-
Ny hoavy : hahilana, hahilako, hahilanao, hahilany, hahilantsika, hahilanay, hahilanareo, hahilan', hahilan-, hahilam-, hahila-
Filaza mandidy : ahilano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05