Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
ahazona
(
hazona
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
Entina mihazona, mitana:
Itỳ faraingo itỳ ahazona ny vilany
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
ahazona
, ahazoko, ahazonao, ahazony, ahazontsika, ahazonay, ahazonareo, ahazon', ahazon-, ahazom-, ahazo-
Ny lasa :
nahazona, nahazoko, nahazonao, nahazony, nahazontsika, nahazonay, nahazonareo, nahazon', nahazon-, nahazom-, nahazo-
Ny hoavy :
hahazona, hahazoko, hahazonao, hahazony, hahazontsika, hahazonay, hahazonareo, hahazon', hahazon-, hahazom-, hahazo-
Filaza mandidy :
ahazony
Fivaditsoratra
anahazo
,
hoazana
,
ohazana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05