Teny iditra | ahaino (haino) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ampihainoina Entina mihaino [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on fait entendre, ce qui sert à écouter [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ahaino, ahaony, ahoina, anahio, anaiho, hianao, oahina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |