Teny iditra | ahahaka (hahaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aparitaka: Aza ahahaka ny vary Aely atao fantatry ny olona hatraiza hatraiza: Tsy rabota tokony hahahakaizany vaovao izany Lanina, robarobaina: Nahahany ny harenany ka tonga nahantra fadiranovana izy Alana baraka, haratsina: Nahoana no ahahakao ny fianakavianay? [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be scattered Fig. to be vilified, to be reproached. [1.2] | ||||||||
To be scattered [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on répand, qu'on éparpille [1.8] | ||||||||
Ohatra | Ny azy ireny dia lalainy Fa toy ny lova tsy ahahaka;
[2.436] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ahahaka io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18 |