Teny iditra | agronomia | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fahalalana ny fomba sy ny fitsipika ary ny lalàna samihafa mametraka ny fambolena ny zavamaniry eo amin' ny tany [1.1] | |
Ny fihaviany | Frantsay: agronomie. | |
Fivaditsoratra | agronomia, migoroana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |