Teny iditra | afongatra (fongatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Aseho, avoaka ho hitan' ny olona [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à sortir, à révéler: Nafongatry ny olona ny ratsy nataony (On a révélé le mal qu'il a fait) [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |