Entrée | afondolo afonangatra (afo, lolo, angatra) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | teny ataon' ny olona mirifatra mandositra entin' ny tahotra na ny hatezerana [Ravelojaona 1937] | |
teny enti-milaza fianianana na fivoadivoadiana fa tsy hanao zavatra iray izay nahitana fahavoazana intsony: Afondolo afonangatra: tsy mba hisotro toaka intsony aho [Rajemisa 1985] | ||
Explications en français | avec qui on brise entièrement, à quoi on renonce sans retour [Abinal 1888] | |
Citations | Proverbes contenant le mot afondolo afonangatra | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |