Teny iditra afondolo
Singan-teny afo ; lolo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ afon-dolo ] The Ignis fatuus [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Feu follet [1.3]
Tovy hevitra afonangatra ~ afonanahary ~ afon' ny matoatoa
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09