Teny iditra | afody (fody) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Nafodiko tany amin' ny mpivarotra ilay satroka fa malalaka loatra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be returned. [1.2] | ||||||||
To be returned, to be retracted (one's word) [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on rend, qu'on retourne, dont on se dédit [1.8] | ||||||||
Ohatra | Ny lasa tsy mba azo naverina ary ny omaly sarotra afody.
[2.558] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny afody io | ||||||||
Fivaditsoratra | ady fo, afody, difao, doafy, fadio |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |