Teny iditra afindrafindra (findrafindra (findra))
Sokajin-teny anarana
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: fitsilo
Ohatra 
1Afindrafindra ny toerana anaovana io fihaonana io : indray mandeha atao any Atsimonivato; [2.588]
2Toy ny voninkazo ampaniriana amin' ny tavy ny fahaizana tsy mandray faka amin' ny fahalalana ny sata sy fitenin-drazan' ny tena, ka mety harevaka sy ho azo afindrafindra etsy sy eroa, fa tsy hanjary hazobe hihinanam-boa na oviana na oviana. [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/27