Teny iditra | afelika (felika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao miolaka, misafelika: Nafeliny tany an-damosina ny tanany nitana rotsakazo ka nanatona tsy nanana ahiahy Ikoto [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be made to turn round upon some one or something. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | asafelika | ||||||||
Fivaditsoratra | afelika, alafike |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |