Teny iditra afatopatotra (fatopatotra (fatotra))
Sokajin-teny anarana
Ohatra Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy [2.245]
Haiendriteny 
Tsotra : afatopatotra, afatopatotro, afatopatotrao, afatopatony, afatopatotsika, afatopatotray, afatopatotrareo, afatopatotr', afatopato-, afatopatotry

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19